Minoa fotsiny ihany (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-Lavitra sy mideza ny làlanay Ray
Ka mila Anao e! hitari-dalana anay
Raha toa ka Ianao no hitantana ny dia
Dia matoky fa tsy ho solafaka an-dàlana

2-Mafy anie tena mafy ny fiainanay Ray
Ka mila Anao e, Ray, mba hanampy anay
Ratononkira.serasera.orgha toa ka Ianao no miaraka aminay dia
Matoky fa tsy ho very tokoa izahay

REF:
Ray be fitia no mitantana ny dia
'lay Jesoa tia e, hiaro anao tsy hania
Izy no milaza fa aza matahotra
MINOA FOTSINY IHANY dia ho mpandresy ianao



Mpamorona : A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 187
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 08/03/2018 09:24:11
ID : 10419

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo