DIDY IRAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

Didy iray fehin’ireo didy folo
No hambarako ho anao anio
Tiavo ny namanao e! tahaka ny tenanao
Fa izany anie no didy nomen’ny Ray


Retononkira.serasera.orgf :
Didy vaovao tokoa nomeko anareo
Mba hifankatiavanareo koa
Fa izany anie no aha fantarana
Fa mpianatro ianareo
Raha mifankatia
          

A. Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 70
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:27:37
ID : 10451

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo