'LAY ILO (Rija Rasolondraibe)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 3008
Nampidirin'i : Feti Lanto
Tamin'ny : 12/08/2004 05:45:38
ID : 2556

Imprimer Facebook Facebook

Raha mihira ny Anaran’ny Ray
Ka manandratra Azy izahay
Eo no amenoany ny Fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy

Ilay ilo tsara indrindra no indro osotra
Nataony am-poko ao ho hery vaovao
Ilay ilo ambony indrindra no indro osotra
Natokany ho an’izay mifankatia toy ny mpirahalahy

Raha mitory ny fitiavan’ny Ray
Vory amin’ny Anarany Izahay
Eo no amenoany ny fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo