You are here: home > Tononkira > Nal's

Nandao ahy (Nal's)

Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2

Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy


   Ny fitiavako anao tsy azo ferana intsony nefa toa nahilikao tsy hiverina intsony
Nangatsiaka ve ilay fitia?sa tsy zakanao?


   Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy

Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy naTsiky dia ampympoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2


   Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy

Tsy maninona raha zay no hitanao fa mety dia mandehana f'zaho tsy hitana anao
soavadia mahereza amin'izay atao


   Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy


Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2


   Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nal's
Mpamaky : 1013
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : nalsonrazakariasa2015
Tamin'ny : 14/01/2016 20:41:25
ID : 8040