You are here: home > Tononkira > Groupe MANRESE

FIADANANA NOMEN’I KRISTY (Groupe MANRESE)


Fiv :
Fiadanana nomen’i Kristy,
Fiadanana ho antsika olombelona,
Ho marim-pitiavana, fifankatiavana.
Fiadanana nomen’i Kristy,
Fiadanana mitondra hafaliana,
Sy FiTsiky dia ampyhavanana, ary firaisan-kina.

1- Fifandraisan-tanana, fifanohanana,
Ny fifankatiavana no mampiray antsika.

2- Ny fiaraha-mitempo ho vatana iray,
Hijoro ho vavolombelona, ho mpianatr’i Jesoa.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe MANRESE
Mpamaky : 505
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gm10
Tamin'ny : 10/01/2015 12:47:00
ID : 7054

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo