ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

Sambatra aho manana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy

Very aho angamba ratononkira.serasera.orgha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha ts eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao


Lalao RANDRIANARISON

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 571
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Zeea
Tamin'ny : 31/07/2017 09:06:33
ID : 9798

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo