Andao (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara hihira sy hiara hifaly
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara-hidera ilay Nahary

(Fa tsara e)
Fa tsara sy mendrika Azy anie
Ny haja sy saotra lehibe
Dihizo ny sorokao ary koa ny tananao
Fa tsara ny mihira ho an'i Jesoa
Mendrika Azy ny voninahitra

(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara hihira sy hiara hitononkira.serasera.orgfaly
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara-hidera ilay Nahary

(Fa mendrika e)
Fa mendrika ho deraina anie
Ny Tompo mpanjaka lehibe
Dihizo ny sorokao ary ko ny tananao
Fa tsara ny mihira ho an'i Jesoa
Mendrika Azy ny voninahitra

(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara hihira sy hiara hifaly
(Andao andao)
Andao andao isika e e
Hiara-hidera ilay Nahary

Lalao RANDRIANARISON

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Mpamaky : 203
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zeea
Tamin'ny : 02/08/2018 07:51:12
ID : 10822

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo