IZA MOA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

Iza moa no tena tompoinao
Iza moa no hivavahanao
Iza moa no ianteheranao
amin'izao fiainana mandalo izao

Iza moa 'lay tompon'ny ainao
Iza moa lay Mpahary anao
Iza moa lay tenaTsiky dia ampy tianao
ka nahatonga anao ho toy izao

Ny fahaizanao
sa ny volanao
sa zay tapakazo rehetra izao
ireo vatolahy
sa ny razana
sa kisendrasendra lava izao?

tonony&feony;:Rahaingomahefa Pascal
14/06/1996



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 451
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 19/02/2015 09:47:47
ID : 7184

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo