Aza ilaozana aho (Aina Quach & Erick Manana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Aina Quach & Erick Manana
Mpamaky : 3109
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 07/06/2009 01:20:52
ID : 5589

Imprimer Facebook Facebook
Aza ilaozana aho e
Raha mbola azo atao e
Aoka kely aloha
Mba mahaiza manindry fo
Ty valizinao miangavy
Miangavy aho mba apetraho
Eee mba meteza re
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho
Hanavotana e
Ity fitiavana
Izay nandorondoro ahy
Milelapaladia e
Tena andohalihako
Aza ilaozana aho
Aza ilaozana aho

Aza ilaozana aho e
Raha mbola azo atao e
Aoka kely aloha
Mba mahaiza manindry fo
Ty valizinao miangavy
Miangavy aho mba apetraho re
Tena meteza re
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho
Hanavotana e
Ity fitiavana
Izay nandorondoro ahy
Milelapaladia e
Tena andohalihako
Aza ilaozana aho
Aza ilaozana aho

Fa moa ve mba fantatrao
Fa tsinonitsonona aho
Raha ena ianao izao
no lasa midify ary koa mandao
Dia ny haiko no ho rovitra
Ny saiko no pitsoka
Ny ho avy no potika
Ho vita tanteraka ny amiko
tsy resaka anie io na sangy
Fa tena ho zava-tsy tanty
Ny hahita anao midify hankary
Hanome lamosina
Milelapadia
Tena andoalihako
Aza ilaozana aho ee

Aza ilaozana aho e
Raha mbola azo atao e
Aoka kely aloha
Mba mahaiza manindry fo
Ty valizinao miangavy
Miangavy aho mba apetraho
Eee mba meteza re
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho
Hanavotana e
Ity fitiavana
Izay nandorondoro ahy
Milelapaladia e
Tena andohalihako
Aza ilaozana aho
Aza ilaozana aho

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo