Ny fanahiko (Nina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no maniry an’ andriamanitra
fa mangetaheta anao ny fanahiko andriamanitra oh
raha lavitra ahy ny Ziona
dia mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko

Nahona no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko anatiko ao
manantena an’ andriamanitra ianao
fa mbola hidera an-tranon’ny Jehovah
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nina
Visites : 3603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rearea
Date : 29/07/2007 14:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072