Volamena (Jam Rich)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao ioooou ...

Refrain :
Ho an'ilay tiàko anaty ilay fô,mbola sarobidy noho ny volamena
Ka mba raiso ho fanomezana 'lay fitiavako anao ho tsiambaratelo
Satria izy 'lay tokana ,
Satria izy 'lay nambabo fô nàka
Ka mba raiso ho fanomezana 'lay fitiavako anao ho tsiambaratelo

(Jam Rich)
Izy ilay nambabo ny fo amam-panahy
Nanaitra ny saiko ,nanaitra fitià-za
Izy ilay nitsiky tô masoandro voa maraina , amin'azy za le mila love mitaraina
Misy ilay fijery masitsika kely fa manembona hagnantona fa tiàkô
Volon'azy mapte handango lalandava , miloko maramara mahafinaritra ny masokó

(Refrain)

(Elmasy)
Tsy vitako mitodika amin'olon kafa intsony
Faniriako hatramzay raha toa ka babo koa ny fony
Fa za manantena foana ,satria izay tia mahandry na mbola amin'ny erintaona Fa tiàko izy raha mba hampanantegna zà fa efa miandry zà zay ny fony
Satria za tsy mitsahatra mivavaka ,am Jah ,hoe inô raha ataoko fa
Digniasiko foana izy e
Digniasiko foana izy ee....
OOh ooh OOh ooh Yeahh Yeahh Yeahhh

(Refrain)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jam Rich
Visites : 1620
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsannie77
Date : 20/06/2017 20:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729