Jehovah no fahazavako (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.

Raha manantona ihinana ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy ilay rafiko
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.

Na dia misy antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy atahotra ny foko
Na dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEOMAFI
Visites : 827
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 19/11/2018 20:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715