Andao hivavaka (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO HIVAVAKA
Eh, andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka
Andao isika hivavaka

Hidera ilay Nahary (hidera azy)
Hankalaza azy (hankalaza azy)
Fa tsara izy (fa tsara izy e)
Fa ny fitiavany (no nahatoy izao anao)

Eh, mba saino ihany ny hiafarana
Fa ity fiainana fandalovana
Andanitra ao no maharitra
Ka andao isika hivavaka

Mba hahazahoanao (hahazahoanao)
Ilay fiainana (ilay fiainana)
Mandrakizay (mandrakizay)
Izay any an-danitra (izay any an-danitra)

A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa
Visites : 1645
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 08/08/2017 06:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6765