Vita tantara (Willy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ianao araiky lehilahy eto an-tany, tsy atao hankarary fo
Fitiavanao lasan'olon-kafa tsy toy ny taloha
Adiady lava nasetrinao tamin'ny fiainantsika roa
Fa leo ny mitia ahy ianao ka niova fo
Tsy toy ny taloha fa niova fo.

Tsy ataoko hamparary foko fa mbola ho avy ny anjarako.
Koa samia misaintsaina dia samy hiova fo amin'ny fiainantsika roa.

Tsofiko rano ianao koa ny hahita ny tiana
Mahita ny soa, mahita ny tsara mba ho anjara!
Ka veloma tiako.

Tsy ataoko hamparary foko fa mbola ho avy ny anjarako.
Koa samia misaintsaina dia samy hiova fo amin'ny fiainantsika roa.

Fitiavako anao 'zay ka raha tsy ho lany mamy
Adinoy 'zaho androany, 'zaho koa tsy hitomany samy vita tantara
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Willy
Hits : 27937
Likes : 2 Like
Created by : Fyononana
Date : 17/06/2016 19:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778