Very hevitra (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijanona eto aho
Ireo voanjo tsy mamela mahazo
Raha mijanona eto aho
Mampitombo isa ireo izay efa lavo
Ka very hevitra aho, Ray ô
Tolory tànana izahay.

Fa marobe izahay no miondrana atý
Fa marobe izahay no very atý
Fa marobe izahay, Tompo ô Ray
No mizaka hirifiry

Ilay tanànanay
Any ambadika, any ankoatra izy 'zay
Ilay tanànanay
Mangamangan'ireo kapoka kibay
Tahionao ry Ray ô
Fa ianao ihany no fanananay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsiakoraka
Hits : 1569
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/09/2017 20:14
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106