Ultimatum (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain : Matoa aho velona taraina,
Fitia mba nety lonaka iny toa nanjary maina!
Mila fikoloana f' io 'nge oa ka zaridaina!
Mila hoatsaraina fa tsy oe fohazinao aho dia lasa tsy iasanao saina! [x2]

Fa nihiratra ny masoko!
Tô lasa gaga ah'!
Ny tiko ange ny hitoetra anilanao fa tsy ho an' ny hafa!
Nefa tatoato, gidraka no lasa fialambolintsika, miampy ilay tomany lava!

Tsy avelanao handeha aho rehefa mihevitra ny handao!
Na ny saiko sy ny foko aza efa tofoka mba lao!
Impiry ah' oe mba niandry 'zay fivoarana avy aminao!
Raha tianao mbola hijanona aho miangavy mba hajao!
Mba miezaka @ mety aho, nôfa ratsy no asetrinao!
Raha misy re 'zay olana azafady mba lazao!
Miangavy aza tsatohana re ny ao an-damosiko ao!
Satria ve za mitia dia 'zay kusa no araraotinao??!

Ref : ...

Raha ny faniriko anie,
Mba hiaraka hanala ny manaintaina ifampitondra mba hifamerina hifanankim-po otrany t@ voalohany!
Mba hisy ny hanitra vaovao, ho atsika sy ianao! [x2]

Ref : ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tann Faya
Hits : 8435
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/03/2016 21:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745