Fifaliana (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana tokoa
mirana ravo ny fo
Tojo ity androm-pifaliana soa
Tsy manam-paharoa
(2*)

Ref:
Haleloia Haleloia no asandratray
Haleloia Haleloia no ho anao ry Ray

Mitsikia ny tarehy
Mifaly sy mihomehy
Tratra indray ity andro o! Endrey
Fifaliam-be

Ref:

Tendreo ny mozika hifaliantsika
Hobio hankalazao ny Tomponao

Tsofy ny traompetra hoantsika rehetra
Dia mitsikitsiky dia mifalia

Ndeha hanao lamako hanakoako
Hoetina hanafana ny fiderana

Doboy ny amponga indro fa tonga
Ny androm- pihobiana sy fifaliana


Ref:


Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : T.I.A Andraisoro
Hits : 1459
Likes : 0 Like
Created by : aro86
Date : 13/11/2014 16:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722