Daigany (ft Nossy) (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Pit Léo :
Tena daigany eee , ny fidoladolan'ny entany eee
Mapientakentana eee , Tsy amelako mintsy ra tratrako eee
Zarazarao fa aza tia tena , ieee ieeee ieee
Tandremo ny Voay fa mamba hena , ieee ieee ieee

Pit Léo :
Mapitapitapy anah enao gyal
Velona daoly zé maty , C normal
Mieritreritr'anlah tsy mahita tory ny alina
@le doudousy
be andry tsy omby Patal
Mihanahana daoly zé mahita a ndry
Satria mbola tsis ny otran ndry iee
Mapivikavika!!!!!!
tsara rafitra daol na tarehy na bika

Pit Léo :
Tena daigany eee , ny fidoladolan'ny entany eee
Mapientakentana eee , Tsy amelako mintsy ra tratrako eee
Zarazarao fa aza tia tena , ieee ieeee ieee
Tandremo ny Voay fa mamba hena , ieee ieee ieee

Nossy :
Miotsakotsana ny Bab's(vody) manaraka ny rythme
Ra votsindrininy elah de tonga de mifintina
Vô zaho nijery anazy ary de saika nitsingidina
Izy tsy miteha-tany fa otran manidina
Fa niraraka ny iviko vo nandalo x2
Le sipa forme be ,tsiriritin' dahalo
Ra iny zao no zakako eo de kivy ny fahavalo
Ataoko sipako volohany na de misy ny fahavalo

Pit Léo :
Tena daigany eee , ny fidoladolan'ny entany eee
Mapientakentana eee , Tsy amelako mintsy ra tratrako eee
Zarazarao fa aza tia tena , ieee ieeee ieee
Tandremo ny Voay fa mamba hena , ieee ieee ieee
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pit Léo
Hits : 6052
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 04/09/2015 19:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737