Hazavana (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hazavana feno mamiratra tokoa
No iainanao, no iainanao
Raha mandray an’i Jesoa
Ho Tompo tokana Mpiahy ianao

Ho foana ireo ahiahy taloha
Ny ratsy rehetra hiova ho soa
Ny andronao manjombona hifarana hatreo
Baliakan’hazavana no solon’ireo

Aza miandry ela fa raiso anio
Raiso Jesoa, raiso ho anao
F’Izy tsy manda na mpanota aza ianao
Tiany avokoa izaho sy ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Menafify
Hits : 1068
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 11/04/2017 21:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723