Ry fireneko (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Alina e he ! (2)
Sarotra e he he he ! (2)
Izany làlan-hombanao ry Fireneko
Ry Fireneko !
Marary ny foko hifanena aminao
Ry olon-dresy mahantra mitomany
Fa hiroso ihany aho mba hanarina anao
Na sarotra ny làlan-kombana e e e !

Ireo olo-mijaly tsy mba manan-katao
Toa tsy manan-dalàna hianteherana
Ireo tsisy fanahy manjakazaka any ho any
Ny aiko no hisedra azy ireny o o o !

Ho sarotra ny ady izay miandry ny fo
Fa mahantra olo-marina ny taniko
Zanahary o ! Ampio , mba tsinjovy tahio
'Ty Firenena ity mba handroso o o o !
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ainga
Hits : 2813
Likes : 1 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 14/09/2016 10:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842