RY LALA (Liva sy Nirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ho aho ry lala
Lazaiko tsy misalasala
Fa sambatra aho sy tretrika aho
Fa tena mba tojo anao

REF : tiako ianao ka tiako
Ianao no faniriako
Ianao no nofidiko
Satria ianao no tiako

Ndreto ary isika izao
Samy mahalala
Fa ny ao am-poko sy am-ponao
Dia tena fitia sahala

Eny ho aho ry aiko
Faly anie zany saiko
Fa toa ny faniriko
Eto anilanao re ry tiako

REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Liva sy Nirina
Vangy : 4520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 28/02/2002 13:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0709