MITSANGANA MIVONONA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manatrika eto
inty re misy hfatra ho anao:
atsaharo re ny sentosento,
Fa tsy mahatonga fivoarana
Mifankatiava isika raha mbola velona
Ooo,ho hery iray tsy hay toherina(2fois)

Jesosy tompo dia nanafatra(nilaza hoe)
Mifankatiava raha mbola velona’ô.
Mitsangana mivonona ianao e,
Hanao ny asa fanompoana.

Ho anao izay mijoro eto
Tano mafy ny finoana
Ô Mijoro ho tena sahy e
Ho mpanompo vonona tokoa
Aza mora kivikivy izany e,,,eee…
Ilay Jehovah eo hatrany.

Ny fahavalo dia manenjika
Manao izay fomba hahasolafaka e
Tsy mba ho resy akory anefa ianao,
Ooo,fa minoa an’I jesosy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIRAY FIDERANA
Hits : 1390
Likes : 1 Like
Created by : fitiavana17
Date : 29/10/2017 13:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2639