Fitia tena fitia (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tafandry aho teo ianao,he faly aho dia mbola ianao
Feno ilay fitia izay aleha toa paradisa
Dia niala maina ireo tsisy nahateny
Ilay izaho sy ianao sahy nijoro irery
F'ianao eny hoahy, izaho dia anao
Ho sasa-poana ireo izay sahy handrava ilay efa anjara

Indro iray izao ny fontsika, eny ho iray foana ho doria
Anjara efa nekena, izaho sy ianao tsy noterena
Indro etoana ilay fitia, ilay fitia tena fitia
Ireo mafy ho resy, tsy maintsy satria irery aho niezaka, izao misy anao.

Eny hivavaka hoantsika, mbola holava ny fotoana
Tomany sy hakiviana handalovana eny foana
Eny sarotra ny hanome toky tsy hiandrandra fijaliana intsony
Mangataka aho ry ilay Tsitoha ambino izay misy anay roa

Indro iray izao ny fontsika, eny ho iray foana ho doria
Anjara efa nekena, izaho sy ianao tsy noterena
Indro etoana ilay fitia, ilay fitia tena fitia
Ireo mafy ho resy, tsy maintsy satria irery aho niezaka, izao misy anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 17832
Likes : 4 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/11/2014 22:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.134