You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Toky

Lohateny : Toky
Nampiditra tondrompeo : RAJAONARIMANANA
Daty : 23/10/2019


Tsy ho reraka ny tanako
Raha manoratra ho anao
Tsy ho vizana ny vavako
Raha manonona ny anaranao
Tsy fantatrao fa ny fitiavako
izay mitoetra hatrin'ny ela
Izay mitoetra hatrin’ny ela
Ho kaloina sy hambarako
Aminao ts’ hisy fetra


N'inon'inona hidonna
N'inon'inona hihatra
Ny foko tia tsy hirona
Na hijaly sy hahantra
Ianao no efa tiko
Ka na iza hanan-tsiny
Ilay toky mamy izay niriko
Tonga izany ankehitriny








Ref: N’inon’inona hidona


N’inon’inona hiantra


Ny foko tia tsy hirona


Na hijaly sy hahantra


Ianao no efa tiako


Ka na iza hana-tsiny


Tonga izao ankehitriny

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa