You are here: home > Tononkira

Sarin'i Tarika Vala'art

Mombamomba an'i Tarika Vala'art | Hampiditra sarin'i Tarika Vala'art

Ireto avy ny sarin'i Tarika Vala'art

Nampiditra : Fidy Art Niaina
Daty : 05/10/2019
Momba ny sary : Tarika Vala'art: Hanandratra hatrany ny Country Malagasy, iarahana amin'i:
Fyoh: Leader-Auteur-Compositeur-Chanteur
Hoby: Vice Leader-Auteur-Compositeur-Chanteur
Fidy: Createur-Vice Leader-Auteur-Compositeur-Chanteur

Ankafizo hatrany o!


Nampiditra : Fidy Art Niaina
Daty : 03/07/2019
Momba ny sary : Fidy Art Niaina: Auteur Conpositeur sady nanorina ny tarika.