You are here: home > Tononkira

Sarin'i KTLM MIKAIA FAMONJENA

Mombamomba an'i KTLM MIKAIA FAMONJENA | Hampiditra sarin'i KTLM MIKAIA FAMONJENA

Ireto avy ny sarin'i KTLM MIKAIA FAMONJENA

Nampiditra : mikafityh
Daty : 10/07/2019
Momba ny sary :
Nampiditra : mikafityh
Daty : 10/07/2019
Momba ny sary : Nandritra ny fikarakarana ny operation Sandwich
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Mba manararaotra maka sary rehefa miato kely amin'ny fotoana fianaran-kira
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Tenor sy basse...mbola tsy ao ny sasany fa santionany io
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Tao Mahamasina
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Orlando,Tsilavina,Avotra...mba matotra ery rehefa manao tantara
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Tao amin'ny FJKM Anosisoa Fitiavana,tenue mena
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Toy izao ny tenue an'ny KTLM Mikaia Famonjena
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Mihaino sy midinika ny programan'asa ho tanterahina
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Nandritra ny famerenana ny tantara an-tsehatra teo an-tokotanim-piangonana
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Toy izao ny tantara rehefa lalaovina ao am-piangonana
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Fandresena,Orlando,Aina...santionany amin'ny tantara lalaovin'ny KTLM Mikaia Famonjena
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Anisan'ny fahatsiarovana tamin'ny fandehanan'ny KTLM Mikaia Famonjena tany amin'ny BATOU BEACH
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : I Tolotra izay sady Filoha lefitry ny KTLM Mikaia Famonjena no sady isan'ny feo fahaefatra na Beso
Nampiditra : mikafityh
Daty : 08/07/2019
Momba ny sary : Fotsy tsara mamiratra ery ny KTLM Mikaia Famonjena na dia alina aza ny andro
Nampiditra : mikafityh
Daty : 05/07/2019
Momba ny sary : Hafaliana tsy misy toy izany tamin'ny fiaingàna ho any Toliara hamonjy ny zaikabe miaraka amin'ny KTLM rehetra
Nampiditra : mikafityh
Daty : 05/07/2019
Momba ny sary : nandritra ny fankalazana ny faha 500 taonan'ny Reformasiona sy ny ny faha 150 taonan'ny FLM
Nampiditra : mikafityh
Daty : 03/07/2019
Momba ny sary : Mahafinaritra tokoa ny firaisakina ka feno hafaliana rehefa tafiaraka daholo ny mpikambana rehetra (sary nadritra ny 25 jona 2019)
Nampiditra : mikafityh
Daty : 03/07/2019
Momba ny sary : Nitoriteny an-kira tao amin'ny FJKM Ambodihady Vaovao
Nampiditra : mikafityh
Daty : 02/07/2019
Momba ny sary : KTLM MIKAIA FAMONJENA nandritry ny fitsangatsanganana ny alatsinainin'ny pentekosta 2019