You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i VAITRA

Vao avy Namoaka Raki-kira ny tarika vaitra izay mitondra ny lohateny hoe " Lasany " izay mendrika henoina . Betsaka ny karazana gadon-kira ao anatiny : Slow,salegy, country,.... Tsara ny hiran'izy ireo sady voafehiny tsara ny tonony sy ny feony . Mampirisika ny rehetra h...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Mihodina kely