You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i KIRI' DHY

Mpihiara avy ao Ambalavao Tsienimparihy. Anaran'ny tarika nalaina tamin'ny hoe "KIRIDY" izay midika hoe "LANONANA" ahafantaran'ny maro azy, ny " ' DHY" nanovanana azy kosa dia nalaina tamin'ny anarana hoe "Randhy" izay zanaky ny Lead Vocal Léontine . Amin'ny maha lanonana azy izay dia gadona mihet...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 ANTHONINE (Antôninina)
2 BOGOSY Mi-ram
3 CECILE (Sesily)