Lisitry ny hiran'i A.M.Z.Z
A.M.Z.Z
Antoko Mpihira Zanak'i Ziona
Ny AMZZ dia sampana mpihira ao amin'ny STK FJKM Isoavimasoandro.
Misy mpikambana eo amin'ny 120 eo ho eo.
Ary efa nankalaza ny faha 90taonany.
Ny AMZZ dia Mitory ny filazan-tsara an-kira ary miara miasa amin'ny mpanakanto hafa amin'ny fanatanterahana izany...(tohiny)
Lohateny | Mpakafy | |
---|---|---|
1 | INTY NY FOKO |