You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i MED'S CHOIR

Ny Med's choir dia antoko mpihira izay ivondronan'ireo Mpianatra ho mpitsabo sy mpiasan'ny Fahasalamana eo anivon'ny Faculté de Médecine Antananarivo. Niorina tamin'ny 09 jolay 2009. Mifototra amin'ny fitoriana ny filazantsara sy fanomezam-boninahitra an'i Jesosy. Pejy facebook: Med's choir...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Antsoy Aho
2 Aza matahotra
3 Isaoranay
4 Jeso fifaliana
5 Mahagaga
6 Mino aho
7 Noho ianao
8 Ny foko atolotro Anao
9 Tokana ihany