Lisitry ny hiran'i Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Ny Antoko Mpihira Hanitr'Öliva Ziona Famonjena (H'Ö.ZI.FA) dia sampana iray ivondronan'ny tanora mpitory ny Fanjakan'Andriamanitra.Mijoro ny Hanitr'ôliva ho fanabeazana ny mpiakambana amin'ny lafiny maro :ara-tsaina, ara-batana sy ara-panahy ,ary indrindra hiasa hanasoa ny manodidina azy. Mankal...(tohiny)