You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i ar'son

Rakotoson haja ar'hihantra no tena anarany,teraka ny 19 janoary 1994 izy,nanomboka tamin'ny fahazazany izy dia efa tia nihira niaraka tamin'ny Ray aman-dreniny sy ny mpiray tampoho taminy,telo mianadahy ry zareo ka izy no faralahy,nanomboka teo amin'ny faha 11 taonany izy no nihira tamin'ny groupe n...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 cheriko
2 Efa lasan'olo
3 happy birthday