You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Zopanage

Tarika iray niforona tany amin'ny taona 1982 tany ho any, tao amin'ny Lycée Gallieni. Nijanona tsy nihira nohon'ny fiampitan'ny mpikambana sasany hipetraka any ampitan-dranomasina. Efa nisy mpikambana roa koa nodimandry, dia i Zouzou (filohan'ny tarika) sy i Fano (mpihira)...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Ambodia very namana (Lasa)
2 Eny ry Tompo
3 Faly, ravoravo
4 Fandriampahalemana
5 Ho any amin'ny volana
6 Ilay mpangataka
7 Iny ny làlana
8 Mamiko toy ny tantely
9 Moa ve
10 Namana
11 Nenina
12 Niova filamatra
13 Ny andro anio
14 Ny zanako
15 Raozy tsara loko
16 SAIKA HIERA
17 Taitairo
18 TRANO BONGO
19 Vazoy
20 Voromby