You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Solika

Ny tarika SOLIKA dia niforona tamin'ny taona 1989 fa talohan'izany dia ATAUM (Association Téatrale et Artistique de l'Université de Madagascar) no anarany nentiny satria mpianatra teny amin'ny anjery manontolo avokoa ireo mpikambana ao aminy. Nony taty aoriana dia nifanena indray ary tapa-kevitra ...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Andro Soa
2 Eto ry lala
3 Handeha hanasa lamba
4 Mahery va re
5 O Ratovo
6 Resy tsy miady.
7 Ry zaza malala
8 vorom-potsy