You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Groupe NAINA

Ny Groupe Naina dia fikambanana mitory ny filazantsaran'i Jesoa Kristy amin'ny alalan'ny hira fideràna sy ny dihy. Niforona tamin'ny avrily 2010 ny tarika ary tanora maromaro samy efa resy lahatra amin'ny asam-pamonjen'i Jesoa Kristy no mandrafitra azy. Tsara homarihina nefa fa fikambanana tsy mia...(tohiny)

Hampiditra hira
Lohateny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Efa natokako ho Anao
2 Fa manombok'eto
3 HO ANAO MANOKANA
4 Ho avy Jesoa
5 Jesoa tiako
6 Mba iriko
7 Tehirizo
8 Tsara ny Tompo