You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Izy mianaka ( Rasolo )

Harena anisan'ny hira nahafantarana an'i Rasolo, izay navaoziny @ endrika vaovao, fampiaraham-peo an'izy mianaka ary nampitondrainy anzay koa ny anaran'ny tarika dia "IZY MIANAKA" Anisan'ny nahafantarana an-dRasolo ihany koa ny fanaovana "interprétation" hiran'i Rija Rasolondraibe tamzany fotoana. ...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Harena
2 Ny marina