Lisitry ny hiran'i STK Ny Hafatra
Ny "STK Ny Hafatra" dia fikambanana manana rantsana mpihira ao @ FJKM Tanjombato Maritiora, nihira nanomboka ny taona 1993. Manana album roa izy ankehitriny dia: "Iraka solon'i Kristy"(cd audio t@ 2013) sy "Mihirà ho an'Andriamanintsika"(dvd ny taona 2015). Ity fikambanana ity dia miezaka hatrany m...(tohiny)
Lohateny | Mpakafy | |
---|---|---|
1 | Anilanao | |
2 | Hihira ho an'i Jehovah | |
3 | Iraka solon'i Kristy | |
4 | Jesoa tsy manary | |
5 | Ny Asanao Fanahy | |
6 | TOLORY TANANA |