You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i FELANIARY

Finaliste TOP 16 tamin'ny taona 1991, ny volana Octobre 2001 i Felaniary no tapa-kevitra namoaka ny hira rehetra noforoniny. Eny am-bavan'ny olona ankehitriny ry "manano fitia" sy ry "hanalazy". Tsy latsa-danja koa ry "tsy mila" ary indrindra i "mpangalamama". Mpanakanto miezaka ny hamerina amin'...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Andao hilalao
2 Bye Bye
3 Feno Fitia
4 Hanalazy
5 Ho tia
6 Mahamay
7 Manano fitia
8 Mpangalamama
9 Ny Fitiavako anao
10 Safosafo (Feat Malala)
11 Tiako ianao
12 TSY MILA
13 VOULA