You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)

IZAHAY DIA ANTOKO MPIHIRA AO ANATIN'NY FIANGONANA (FJKM AMBOHITRINIBE FAHAZAVANA). NIFORONA NY TAONA 1995, VONONA NY HITORY NY FILAZANTSARAN'I JESOA KRISTY ARY MIARA-MIASA AMIN'NY FIANGONANA NA FIKAMBANANA MIKENDRY NY HAMPIELY NY FAMONJEN'I JESOA KRISTY....(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 Ampaherezo
2 Baiboly
3 EKEKO TOMPO O!
4 Fanahy Masina
5 Hihira ho anao aho
6 MAHERY ANDRIAMANITRA
7 Mitandrema
8 Tsy hankaiza