You are here: home > Tononkira

Lisitry ny hiran'i Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)

Antoko mpihira ao anatin'ny STK(Sampana Tanora Kristiana) ao amin'ny FJKM Ambatolampy. Nitsangana tamin'ny taona 1994, misy mpikambana 60 mianadahy. Mihira sy mikalo ny hira fiderana amin'ny gadona isankarazany, arahina dihy mirindra ho fitaizàna sy fitoriana ny filazantsara ka afaka maneho izany ...(tohiny)

Lohteny hotadiavina : Fitadiavana voafaritra kokoa
Lohateny Mpakafy
1 AMPIANARO AHO TOMPO
2 Avia Jesosy o!
3 Décidé
4 DERAO, DERAO
5 Fa tamin'ny fitiavana
6 FOIKO HO ANAO
7 Gasikarako
8 Hanaradia Anao, Jesoa
9 Izahay miara-mihira
10 Lalana tokana
11 Mahereza rahalahy
12 MAMIKO NY MIHIRA
13 Miomàna
14 Misaora misaora
15 MIVAY
16 NY FITIAVANY
17 O! AVIA MODIA
18 Sarobidy
19 VOADY
20 Zava-dehibe