You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Ktzat

Momba an'i Ktzat | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : Nanantsa
03/12/2007 13:08:28

Ny KTzat dia sampana fitaizana ara-panahy, ara-tsaina ary ara-batana. Ankizy 6 ka hatramin'ny 18 taona no taizaina ao nefa raha tamana dia afaka mijanona na mihoatra ny 18 taona aza.

Hametraka hevitra

Midira aloha