You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Nina

Momba an'i Nina | Hametraka hevitra

5. Nampiditra : rearea
27/11/2005 16:56:29

niaraka nihira t@ i hantatiana izy taty Madagasikara, sady nihira nitokana ihany koa. mety hoe tsy mahay mihira izy fa angaha marina 50 mahay? any andafy any izy zao no mipetraka efa ela izy tsy taty madagasikara.

4. Nampiditra : nisistras
21/03/2005 20:31:22

Mba tena tsy misy atao mihintsy ity Marina 50 ity an , nefa tsy tena marina akory, toa manaratsy olona fotsiny ny asany, olona azo jerena tsara io ko ratsy. be fialonana.

3. Nampiditra : marina50
20/03/2005 21:20:31

sady ratsy tarehy be!
hihihi

2. Nampiditra : marina50
20/03/2005 21:20:04

pas tres bonne! mankarary sofina be!

1. Nampiditra : nisistras
20/03/2005 20:25:26

une bonne chanteuse.

Hametraka hevitra

Midira aloha