You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i ankalazao ny tompo

Momba an'i ankalazao ny tompo | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : dada501
29/11/2007 12:55:56

Misaotra betsaka anareo amin'ny fanolorana hira Ankalazao ny Tompo.
Mba azonareo ampidirina eto ve ny tena feon'ilay hira fihobiana mandritra ny vanimpotoana "Fiavian'ny Tompo" mitondra ny lohateny hoe "Miomàna isika". Tsy mazava aminay ny tena feon'izy io ka miangavy ny Ankalazao ny Tompo izahay hanome fanitsiana. Misaotra Tompoko!

Hametraka hevitra

Midira aloha