You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Marion

Momba an'i Marion | Hametraka hevitra

17. Nampiditra : misstia
21/04/2007 09:07:57

je t aime marion

16. Nampiditra : nathie86
16/04/2007 09:20:12

marion a un avenir bien tracé ngamba coté music

15. Nampiditra : sawyer
30/11/2006 14:29:44

marion es le king du R'n'B malgache,il es vrt chou et il a trop 2 talent.j'le kiff à mourir

14. Nampiditra : lolota24
13/11/2006 08:34:40

tena tohizo fa tena tsara 'lay album N°2 ndrindra ny tonony sy ne mélodie ampiasany. "raha mbola misy", "raha sitrakao"...

13. Nampiditra : ndee
07/11/2006 16:44:10

tena favo lery e! milay loatra ny zavatra ataony! enga anie k maharitra: "mbola ho avy" ny tohiny

12. Nampiditra : istraky
06/11/2006 08:04:37

Ho an'ilay mitady album Marion tsidio ny site
http://auzoma.com/c70.html

11. Nampiditra : istraky
06/11/2006 07:46:52

Ny tena mampilay an'i Marion dia izy daholo no mamorona ny hirany izy koa ny mitendry ny ankamaroan'instrument

10. Nampiditra : tam
23/10/2006 19:57:13

Izy mahay m'vazo sady voafehiny tsara mihintsy le rythme r'n'b.D tena milay b daholy koa ny hirany @ 2eme album indrindra fa('lay tianao,raha mbola misy ary tsy miova)milay b daholy fa ireo telo reo tena trop stylé!!!

9. Nampiditra : arson
04/10/2006 13:50:06

tena hafa kely mitsy aloha ny fomba fihirany e! tena deraina mitsy lery,za ko mo tia ny fomba fihirany raha teo.

8. Nampiditra : ja
17/08/2006 22:37:39

hirany iray ihany no mbola reko hatr@ zao!ilay miten anglisy iny!tsy dia azo loatra izay tiano ho lazaina na ilay partie miteny gasy ary lery!
samy manana ny tiany io fa raha izaho manokana dia tsy tiako!asa aloha izay hirany sasany

7. Nampiditra : sah
12/08/2006 10:32:42

salut daholo e!mafinartra b ny zavatra ataon'i marion indrindra fa ny hirany a!tena am le oui ka d enga anie hitombo fan isan'andro izy....mlay io eeeeeeeeeeeeee

6. Nampiditra : oliniaina
15/07/2006 13:54:38

Tongava ary ao Antsahamanitra @ k'art ny vend ary antsahamanitra ny dim vita bac (23/07) raha té hijery azy ianareo sao dia misy album-ny koa any é!

5. Nampiditra : mioralove
02/06/2006 11:40:56

tena tsara be mintsy ny irany ka mba tohano ary izy eh

4. Nampiditra : haingoutine
20/03/2006 11:10:48

Vao nheno ny hirany za dé tena tiko avy hatrany.Tsy hisalasalana fa manatalenta ny mpihira malagasy

3. Nampiditra : danzra5
04/01/2006 21:12:48

Sendra reko io mpihira io tany dago ka tena tiako ny hirany,aiza ssa ahoana no atao mba ahafahana mihaino ny hirany??na hividianana ny album-ny raha misy,misaotra

2. Nampiditra : istraky
26/11/2005 08:29:57

Ho an'i Lovedago sy ny namana rehetra. Efa misy sarin'i Marion io fa ra misy hafa dia alefaso.

1. Nampiditra : lovedago
18/10/2005 17:14:44

saika mba hitady ny sarin'i marion ra mba misy manana

 < 1 2

Hametraka hevitra

Midira aloha