You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Yann

Momba an'i Yann | Hametraka hevitra

1. Nampiditra : fian
10/10/2004 18:07:15

yann (ian), na i Rabenasolo Tahiana dia auteur/compositeur/musicien izay tena misongadina noho ny fahaizany mitendry.
Tanora dia tanora izy nefa dia efa nahavita betsaka sahady amin'ny lafiny artistika. Vao 16 taona izy dia chef de choeurs ao amin'ny Eglise Luthérienne Réunion. Mitendry ho an'i Tiana, Anyah...ary sakaiza akaiky an'i Pana Reeve.
Teny Itaosy(Antananarivo) no niandohany, ary aty La Réunion izy amin'izao fotoana izao.

Hametraka hevitra

Midira aloha