You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Eric Tahina

Momba an'i Eric Tahina | Hametraka hevitra

4. Nampiditra : SYD
01/07/2007 17:05:12

marina ve lou we????...

3. Nampiditra : marina50
18/08/2005 04:49:55

I Eric Tahiana,ankizy mpiara-milalao taminay fony taloha.
bandy sariaka lery ka!

2. Nampiditra : tsaragasy
20/03/2005 19:42:09

izy aloha tena tsara feo eh, tao @ alliance fran├žaise no nahitako azy voalohany satria aho mantsy mihira ao fona hatramin'izay. Lasa lavitra izy zao tena tsara.

1. Nampiditra :
25/10/2001 20:10:54

Eric Tahina RAZANAMAHOLY, teraka t@ 17 09 1977 tao Ankadifotsy. Sady mpanoratra izy no mpamorana ireo hira vetsoiny. Anisan'ireo mpihira efa sangany eto Madagasikara, ary miavaka raha eo @ feo izay mahavariana ny maro satria, mifanakaiky kokoa @ fomba fihiran'ireo andriambavy lanitra. Ny adiresiny Eric Tahina BP 3050
101 Antananarivo e-mail/ erictahina@simicro.mg
Tatiana (mpankafy)


Hametraka hevitra

Midira aloha