You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Amboaram-peo Ny Fahazavana

Momba an'i Amboaram-peo Ny Fahazavana | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : mahnja
15/06/2010 08:14:20

aiza daol ny mpikambana to tsy mba mitsidika mintsy, tam 2005 zao no nisy nitsidika farany, bye! mba midira ry reto a!

1. Nampiditra : pounie
01/08/2005 07:58:50

Ao anatin'ny Sampana Tanora Kristianina ao @ FJKM Ambohibao Antehiroka izy io.Miangaly ny hira Gospel songs sy Negro Spirituals no mahazatra azy.Misy mpikambana oe @ 30 eo ho eo.Niforona t@ taona 1990 ary nankalaza ny faha-10 taonany t@ 2000 teo ka cassette vol 1 no tsangam-baton'izany faha-10 taona izany.Efa misy CD ihany koa nivoaka taty aoriana.

Hametraka hevitra

Midira aloha