You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Jérôme Randria

Momba an'i Jérôme Randria | Hametraka hevitra

3. Nampiditra : hertix
08/01/2006 18:57:20

Ny hoe "Tao anaty fahanginana" dia "Manirery" no lohateniny ary ny hoe "Feom-baliha fararano" dia "Fitia fararano"

2. Nampiditra : hertix
08/01/2006 15:15:21

Anisan'ny andrarezina amin'ny mpanankanto malagasy i Jérôme Randria. Anarana tamin'ny naha-tily azy ny hoe Railovy izay nataony anaran'ny tarika natsangany.

1. Nampiditra :
25/10/2001 22:10:00

Jérome RANDRIAMAHATANA no tena anarany.
TARIKA NY RAILOVY No noforoniny.
Mbola tsy misy ny sary fa amin'ny manaraka aho mitondra betsaka.

Hametraka hevitra

Midira aloha