You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i Willivas

Momba an'i Willivas | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : willivas
14/05/2008 15:17:23

Ankehitriny dia eo amin'ny sehatry ny fitoriana ny filazantsara no hanohizany ny zava-kanto sy ny talent anomen'ny Tompo azy.Ho avy ny hira fitoriana sy fiderana an'Andriamanitra.

1. Nampiditra :
04/07/2003 14:42:31

Ny tena anarany dia ANDRIANARY Livasoa willy. Ny nahitana azy voalohany teo @ sehatry ny hira dia teo @ fanafanana lanonam-pianakaviana. Taty aoriana dia tao @ tarika Domoina no nanomboka niaka-tsehatra voalohany.
Farany teo dia niaraka tamin'i Tsiory namoaka ny antotan-kirany voalohany mitondra ny lohanteny hoe "Tsiory" ka anisan'ny nahafantaran'ny olona azy tamin'izany ilay fampiaraham-peo an'izy sy Tsiory tamin'ilay hira hoe "Veloma farany"

Hametraka hevitra

Midira aloha