You are here: home > Tononkira

Hevitra mikasika an'i AMFM

Momba an'i AMFM | Hametraka hevitra

2. Nampiditra : Antsakely
14/07/2004 07:22:13

Adiresy: FLM Tsarahonenana BP 1366 TanĂ  (101)
Tel: 032 04 197 52

1. Nampiditra :
26/06/2003 01:19:52

Antoko-Mpihira "FEO MIANTSO"
Sampana iray ao @ Fiangonana Loterana Malagasy Tsarahonenana
Mitory ny Filazantsara @ alalan'ny Hira ary miara miasa @ izay mitovy fijery aminy ka tsy mifanohitra @ izany fitoriana ny filazantsara izany.
Ary mandray anjara mavitrika amin' ireo asa fitoriana rehetra , hijoro ho vavolombelon' ny kristy n' aiza n'aiza misy azy araka ny filamatra ao aminy izay manao hoe :
"INTY AHO,IRAHO AHO" Isaia 6:8b

Hametraka hevitra

Midira aloha